The Battle Against the Ammonites
1. Now it came to pass after this, that Nahash the king of the children of Ammon died, and his son reigned in his stead.
1. Après cela, Nachasch, roi des fils d`Ammon, mourut, et son fils régna à sa place.
1. Ary izao no niseho taorian' izany, maty Nahasy, mpanjakan' ny taranak' i Amona, ary ny zanany no nanjaka nandimby azy.
2. And David said, I will shew kindness unto Hanun the son of Nahash, because his father shewed kindness to me. And David sent messengers to comfort him concerning his father. So the servants of David came into the land of the children of Ammon to Hanun, to comfort him.
2. David dit: Je montrerai de la bienveillance à Hanun, fils de Nachasch, car son père en a montré à mon égard. Et David envoya des messagers pour le consoler au sujet de son père. Lorsque les serviteurs de David arrivèrent dans le pays des fils d`Ammon auprès de Hanun, pour le consoler,
2. Ary hoy Davida: Haneho fahatsaram-panahy amin' i Hanona, zanak' i Nahasy aho, satria naneho fahatsaram-panahy tamiko ny rainy. Ary nandefa iraka hampionona azy Davida noho ny amin' ny rainy. Dia tonga tany amin' i Hanona tany amin' ny tanin' ny Amonita ny mpanompon' i Davida hampionona azy.
3. But the princes of the children of Ammon said to Hanun, Thinkest thou that David doth honour thy father, that he hath sent comforters unto thee? are not his servants come unto thee for to search, and to overthrow, and to spy out the land?
3. les chefs des fils d`Ammon dirent à Hanun: Penses-tu que ce soit pour honorer ton père que David t`envoie des consolateurs? N`est-ce pas pour reconnaître la ville et pour la détruire, et pour explorer le pays, que ses serviteurs sont venus auprès de toi?
3. Fa hoy ireo mpanapaka ny taranak' i Amona tamin' i Hanona: Moa ataonao ho fanajana ny rainao no anirahan' i Davida mpampionona ho aty aminao? Fa tsy hizaha sy handrava sy hisafo ny tany va no nalehan' ireo mpanompony ireo aty aminao?
4. Wherefore Hanun took David's servants, and shaved them, and cut off their garments in the midst hard by their buttocks, and sent them away.
4. Alors Hanun saisit les serviteurs de David, les fit raser, et fit couper leurs habits par le milieu jusqu`au haut des cuisses. Puis il les congédia.
4. Dia nosamborin' i Hanona ny mpanompon' i Davida ka noharatany sady nofolonany hatreo amin'ny foto-peny ny akanjony, ka dia nalefany handeha izy ireo.
5. Then there went certain, and told David how the men were served. And he sent to meet them: for the men were greatly ashamed. And the king said, Tarry at Jericho until your beards be grown, and then return.
5. "David, que l`on vint informer de ce qui était arrivé à ces hommes, envoya des gens à leur rencontre, car ils étaient dans une grande confusion; et le roi leur fit dire: Restez à Jéricho jusqu`à ce que votre barbe ait repoussé, et revenez ensuite."
5. "Ary dia nisy lasa nanambara tamin' i Davida izay natao tamin' ireo lehilahy ireo; ary naniraka hitsena azy ireo izy; fa menatra indrindra ireo lehilahy ireo. Ary hoy ny mpanjaka: Mitoera any Jeriko, ambara-panirin' ny somotrareo, dia izay vao modia ianareo."
6. And when the children of Ammon saw that they had made themselves odious to David, Hanun and the children of Ammon sent a thousand talents of silver to hire them chariots and horsemen out of Mesopotamia, and out of Syriamaachah, and out of Zobah.
6. Les fils d`Ammon virent qu`ils s`étaient rendus odieux à David, et Hanun et les fils d`Ammon envoyèrent mille talents d`argent pour prendre à leur solde des chars et des cavaliers chez les Syriens de Mésopotamie et chez les Syriens de Maaca et de Tsoba.
6. Ary nony hitan' ny taranak' i Amona fa efa nanao izay nampangidy hoditra azy tamin' i Davida izy, dia nandefa talenta volafotsy arivo hanakarama kalesy sy mpitaingin-tsoavaly avy any Mesopotamia sy Syria-maka any Zoba Hanona sy ny taranak' i Amona.
7. So they hired thirty and two thousand chariots, and the king of Maachah and his people; who came and pitched before Medeba. And the children of Ammon gathered themselves together from their cities, and came to battle.
7. Ils prirent à leur solde trente-deux mille chars et le roi de Maaca avec son peuple, lesquels vinrent camper devant Médeba. Les fils d`Ammon se rassemblèrent de leurs villes, et marchèrent au combat.
7. Ary izy nanakarama kalesy roa arivo amby telo alina mbamin' ny mpanjakan' i Maka sy ny olony izay tonga ka nitoby tandrifin' i Medeba. Ary nivory ny taranak' i Amona niala tany amin' ny tanànany avy ka tamy hiady.
8. And when David heard of it, he sent Joab, and all the host of the mighty men.
8. A cette nouvelle, David envoya contre eux Joab et toute l`armée, les hommes vaillants.
8. Ary nony ren' i Davida izany, dia naniraka an' i Joaba sy ny tafiky ny lehilahy mahery rehetra izy.
9. And the children of Ammon came out, and put the battle in array before the gate of the city: and the kings that were come were by themselves in the field.
9. "Les fils d`Ammon sortirent, et se rangèrent en bataille à l`entrée de la ville; les rois qui étaient venus prirent position séparément dans la campagne."
9. "Ary ny taranak' i Amona nivoaka ka nilahatra hiady teo anoloan' ny vavahadin' ny tanàna; fa ireo mpanjaka tonga teo dia nitokana teny an-tsaha."
10. Now when Joab saw that the battle was set against him before and behind, he chose out of all the choice of Israel, and put them in array against the Syrians.
10. "Joab vit qu`il avait à combattre par devant et par derrière. Il choisit alors sur toute l`élite d`Israël un corps, qu`il opposa aux Syriens;"
10. Ary rehefa hitan' i Joaba fa sady teo anoloany no teo ivohony ny ady, dia nifidy olona tamin' ireo voafantina tamin' ny Isiraely rehetra izy, ka nalahany hiady tamin' ny Syriana.
11. And the rest of the people he delivered unto the hand of Abishai his brother, and they set themselves in array against the children of Ammon.
11. et il plaça sous le commandement de son frère Abischaï le reste du peuple, pour faire face aux fils d`Ammon.
11. Ary ny olona sisa kosa nomeny hoentin' i Abisay rahalahiny, ka dia nilahatra hiady amin' ny taranak' i Amona ireo.
12. And he said, If the Syrians be too strong for me, then thou shalt help me: but if the children of Ammon be too strong for thee, then I will help thee.
12. "Il dit: Si les Syriens sont plus forts que moi, tu viendras à mon secours; et si les fils d`Ammon sont plus forts que toi, j`irai à ton secours."
12. "Ary hoy Joaba: Raha tsy tohako ny Syriana, dia ampio aho; fa raha tsy tohanao kosa ny taranak' i Amona, dia hanampy anao aho."
13. Be of good courage, and let us behave ourselves valiantly for our people, and for the cities of our God: and let the LORD do that which is good in his sight.
13. Sois ferme, et montrons du courage pour notre peuple et pour les villes de notre Dieu, et que l`Éternel fasse ce qui lui semblera bon!
13. "Mahereza, ary aoka ho be herim-po ho an' ny firenentsika isika sy ho an' ireo tanànan'Andriamanitsika; ary aoka Jehovah hanao izay tsara eo imasony."
14. So Joab and the people that were with him drew nigh before the Syrians unto the battle; and they fled before him.
14. Joab, avec son peuple, s`avança pour attaquer les Syriens, et ils s`enfuirent devant lui.
14. Ary nandroso hiady tamin' ny Syriana i Joaba sy ny olona nanaraka azy ka dia nandositra niala teo anoloany ireo.
15. And when the children of Ammon saw that the Syrians were fled, they likewise fled before Abishai his brother, and entered into the city. Then Joab came to Jerusalem.
15. Et quand les fils d`Ammon virent que les Syriens avaient pris la fuite, ils s`enfuirent aussi devant Abischaï, frère de Joab, et rentrèrent dans la ville. Et Joab revint à Jérusalem.
15. Ary nony hitan' ny taranak' i Amona fa nandositra ny Syriana, dia mba nandositra niala teo anoloan' i Abisay, rahalahin' i Joaba koa izy ka niditra tao an-tanàna. Ary dia tonga tany Jerosalema Joaba.
16. And when the Syrians saw that they were put to the worse before Israel, they sent messengers, and drew forth the Syrians that were beyond the river: and Shophach the captain of the host of Hadarezer went before them.
16. "Les Syriens, voyant qu`ils avaient été battus par Israël, envoyèrent chercher les Syriens qui étaient de l`autre côté du fleuve; et Schophach, chef de l`armée d`Hadarézer, était à leur tête."
16. "Ary nony hitan' ny Syriana fa resy teo anoloan' ny Isiraely izy, dia nandefa iraka ireo hitondra ny syriana izay avy tany an-dafin' ny Ony; ary Sobaka komandin' ny miaramilan' i Hadarezera no nitarika azy."
17. And it was told David; and he gathered all Israel, and passed over Jordan, and came upon them, and set the battle in array against them. So when David had put the battle in array against the Syrians, they fought with him.
17. On l`annonça à David, qui assembla tout Israël, passa le Jourdain, marcha contre eux, et se prépara à les attaquer. David se rangea en bataille contre les Syriens. Mais les Syriens, après s`être battus avec lui, s`enfuirent devant Israël.
17. Ary nambara tamin' i Davida izany, dia namory ny Isiraely rehetra izy ka lasa nita an' i Jordana, dia tonga teo aminy ka nilahatra hiady aminy. Ary nony nilahatra hiady amin' ny Syriana i Davida, dia niady taminy ireo.
18. But the Syrians fled before Israel; and David slew of the Syrians seven thousand men which fought in chariots, and forty thousand footmen, and killed Shophach the captain of the host.
18. David leur tua les troupes de sept mille chars et quarante mille hommes de pied, et il fit mourir Schophach, chef de l`armée.
18. "Fa vaky nandositra teo anoloan' ny Isiraely ny Syriana, ka nahafaty ny teo amin' ny kalesy fito arivo sy miaramila an-tongotra efatra alina tamin' ny Syriana i Davida; ary matiny koa Sobaka, komandin' ny miaramila."
19. And when the servants of Hadarezer saw that they were put to the worse before Israel, they made peace with David, and became his servants: neither would the Syrians help the children of Ammon any more.
19. Les serviteurs d`Hadarézer, se voyant battus par Israël, firent la paix avec David et lui furent assujettis. Et les Syriens ne voulurent plus secourir les fils d`Ammon.
19. "Ary nony hitan' ireo nanoa an' i Hadarezera fa resy teo anoloan' ny Isiraely izy, dia nanao fihavanana tamin' i Davida izy ka nanompo azy; ary tsy nety nanampy ny taranak' i Amona intsony ny Syriana."